1 CHITIN SOFT CAPSULES Azo avy amin’ny : Trondro Hoditra crabe manify amin’ny nofony ary hita any amin’ny ranomasina lalina tena mangatsiaka. Ny asany eo amin’ny vatan’ny olombelona dia : Miaro amin’ny aretim-po sy atidoha Mampitombo ny hery fiarovana Mandanjalanja ny tahan’ny siramamy sy menaka ao amin’ny rà. Manatsara torimaso, ny tsinay, ny vavony Manatsara Hemoroïde, ny fery anaty mba ho sitrana ary koa ny aretin’aty Misakana ny cancer mbat tsy hiparitaka sady anti-cancer Manatsara ny fidiran’ny vatana Mamelombelona ny asan’ny globule ao anaty Manatsara ny tsinay ho an’ilay mipipy sy mikaka lava Manadio ny vanin-taolana izy sady tsara ho an’ny olona voan’ny arthrose, arthrite, polyarthrite, rumathisme, epathite Manampy ny sarakaty (pancreas) tsara ho an’ny diabetika Mandrindra ny globule mba tsy hifampihinana Miaro amin’ny karazana radiation rehetra azo avy amin’ny téléphone, ordi, sns… Manala ny loto rehetra any amin’ny vatana Miaro amin’ny aretin’ny lalan-drà Mikarakara ny système vasculaire sy cardio Miaro ny aty ho an’ireo potiky ny alikola Miasa amin’ny lafim-batana rehetra (désintoxication du corps) Manala havizanana Mandamina ny fiasan’ny taova Manome ny hatsaram-batana Miaro amin’ny tsy fahafenoan’ny sakafo izay afaka manome otrik’aina feno ao anaty ny vatana Miaro hatramin’ny VIH Manatsara ny cholestérol izay tsara fa manala ny ratsy Mandrindra ny asidra ao amin’ny vavony Manatsara ny firindram-pandevonan-kanina Manilika ny karazan’ny menaka tsy ilain’ny vatana Manatsara ny oxygène Manilika ny loto CALCIUM PLUS VITAMIN D3 SOFT CAPSULE Azo avy amin’ny ronono soja Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara ny taolana, ny nify Mitazona ny calcium ao amin’ny vatana Mikarakara ny allerigia Manatsara ny asan’ny tsinay Manatsara ny fihinanana ny fahafenoan’ny calcium ao amin’ny taova Manampy amin’ny fiasan’ny voa Manala vato ao amin’ny vatana Manatsara ny taovam-pisefoana Manadio ny fahatsetseman’ny lalan-drà Tsara ho an’ny olona rera-dava Tsara ho an’ny menstruation douloureux 2 COLOSTRUM CHEWABLE TABLETS : Azo avy amin’ny : sombin-dronono na atao koa hoe songon’omby Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara ny hery fiarovana Tsy azo hoanin’ny olona diabetika Manatsara ny taolana sy ny hoditra Tsara ho an’ny olona : rera-dava, teritery tratra, sepotsepotra, marefo, mivalana matetika , reny mampinono, vehivavy bevohoka, efa nahazo taona, zaza mitombo, mpihinana fanafody lava, tsy mahazaka hatsiaka, zaza amam-bolana Manatsara ny tsinay, zaza tsy ampy sakafo ara-dalàna Mampatanjaka ny fructose, saccarose, sy ny tahan’ny siramamy Manampy betsaka ny ankizy mba ho mafy fiarovana Ankizy sy olona osa dia tena tsara mihinana azy Mitondra fahatanjahana ho an’ny olona avy mivoaka ny hopitaly Mampitombo tsara ny ankizy Manala ny olana any amin’ny tsinay. PROTEIN POWDER : Azo avy amin’ny : Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara ny hormone ao amin’ny vatana, ny hoditra, ny kalitao ny rà, ny taolana Mitondra hery fiarovana Tsara ho an’ny olona : bevohoka, mampionono, marary, sportif, tsy mihinana hena mena, marary avy nodidiana, zaza mitombo. Tsara ho an’ny mpianakavy Afaka atao coupe faim ho an’ny olona te-hahia dia hohanina ao alohan’ny sakafo Manampy tsara amin’ny tahan’ny caloria ao amin’ny vatana isan’andro isan’andro. DETOXIFIES CAPSULE : Azo avy amin’ny : Menaka vahona Perla amin’ny akorandriaka izay hita any anaty ranomasina lalina izay tena mangatsiaka Taoham-bahona Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara hoditra, tsinay, vavony, olona mitohana, olona hesorina rano lava. Manatsara ny fikorianan’ny rà, Miaro ny taovam-pisefoana ary ny fahatapahan’ny lalan-drà Mitondra hery fiarovana ny 99% aminy Mamelona ny hozatra Anisany tena manatsara ny fanadiovana ao amin’ny vatana Mampatanjaka be ny amin’ny lafin’ny vitamine E Miasa be izy ho an’ny vavony Manala ireo karazana poizina isan-karazany sy miaro amin’ireo karazana fanaintainana Miasa be eo amin’ny asan’ny tsinay Miaro ny hoditra amin’ny fahatanjahan’ny homamiadana izay azo avy amin’ny rivotra maloto na sakafo Mampifandanja ny sela (globule) Tsara ho an’ny olona mikoha-dava 3 WAIST AND KIDNEY STRENGTHENING PILL Azo avy amin’ny tandroka cerf. Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manampy betsaka amin’ny fananahan’ny vehivavy sy ny lehilahy mba ho tsaratsara kokoa Ho an’ny lehilahy izay misy fahavotosana vokatry ny prostate Mampatanjaka, mampiakatra ny hery fiarovana Tsara ho an’ny olona : marefo, mipipy lava, volivoly lava (maritra lava), impuissant, ejaculation precose, trion’aina, tsy mety velona, vanin-taolana marary, olona ambany tension, olona tsy ampy hery Ny lehilahy no tena tsara mihinana azy mihoatra noho ny vehivavy satria ny lehilahy no tena sahaniny mafy. LOTUS LEAF COMPLEX TEA : Azo avy amin’ny : Vonim-boahirana Voasary mandarine lehibe Ravim-boafotsy maintso-tsinoa Ny asany eo amin’ny vatan’ny olombelona dia : Manadio ny tsinay sy ny vatana rehetra Ho an’ny olona mitohana Mandanjalanja ny lanja araka ny tokony ho izy Mandio ny vavony, ny lalan-kanina ny loto ao anaty Mampihena, mampikoriana tsara ny rà, mandamina ny torimaso, manafaka aretimpo, aretin’andoha, tsara ho an’ny olona misy tension Manatsara hoditra sy tarehy (ny faikany + tantely dia atao masque) Manaisotra ny jabora tsy ilain’ny vatana Mampihena kibo Mibaiko ny fialan’ny radiation izay azo avy amin’ny telephone sy ordinateur Manampy ny tsinay be mba hiasa tsara handevonan-kanina Ho an’ny olona marary andoha lava noho ny tsy fikorianan’ny rà Tsara ho an’ny olona misy ferifery Azo hanasana loha (Manala angadrano) Azo hanaovana toilette intime ho an’ireny misy fofona ireny Manala ny microbe rehetra Tsy azo omena olona (-18 ans) sy (60 ans+) SEEDLING SOUP : Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara torimaso Mampikoriana tsara ny rà Ampiasaina amin’ny aretina azo avy amin’ny hatsiaka Mampirindra tsara ny asan’ny taova Mety ho an’ny olona rehetra 4 WHITENING BLEEDING : TEETH PURE CHINESE MEDICINE GINGIVAL Azo avy amin’ny : Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manala ny microba ao anaty vava Manala ny mauvaise allène na fofom-bava Manafkotsy nify (tsikelikely) Ho an’ny olona marary nify matetika Afaka ahositra amin’ny fery indrindra indrindra fery vokatry ny afo na ferifery isan’karazany. L. CARNITINE CAPSULES : Azo avy amin’ny : karazana voankazo sy legume maro samihafa natambatra Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manodina ny tavy ho tanjaka Mampihena ny vatana Mandanjalanja ny menaka sy ny siramamy ao amin’ny rà Manome forme tsar any vatana Mahatonga ny fahatsarana anaty Manala tavy (tsy azo omena olona marary fo) Natao hiarovana ny homamiadana Manampy amin’ny firindran’ny tsinay sy ny aty mba ho tsaratsara hatrany ary ihany koa ny firindran’ny any anaty ny vatana. ESSENCE OF KANGAROO : Azo avy amin’ny : Kangaroo Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manampy amin’ny fikorontanana amin’ny firaisana : Ohatra : tsy fahaveloman’ny tsiron’aina ny fahatongavany aloha loatra mManampy amin’ny fikorontanana ara-pananahan’ny lehilahy ohatra : filahiana fohy loatra tsy fahampiana hery Tsara ho an’ny olona : marary andoha lava, manana volon-doha maina, tsy mahita tory, manadinodino lava, mipipy lava, poritra lava, tsy fahafahana mipipy Mety ho an’ny fanimpanina, miakatra hafanana, mamaivay filahiana Anisan’ny manatsara ny fahatomombanan’ny fananahan’ny lehilahy Ho an’ny olona misy trouble génitaux Ho an’ny lehilahy mihitsana volo, tsembo-dava THE PAIN RELIEVE PASTE : Mitovy amin’ny skots Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manala fanaintainana, rumathisme, vanin-taolana marary Manala mangotsokotsoka rehtra Manala fanaintainana misy any amin’ny tena sy ny soroka 5 SOAP(SAVONY) : Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Fragrant body : Manala ny loto amin’ny vatana Manafotsy hoditra Manala microba eny amin’ny hoditra Sterilization type : Manadio ny vatana mba ho afaka amin’ny loto rehetra isan-karazany Manafotsy ny hoditra Manafaka ny tâche madinidika izay amin’ny hoditra Azo anasana fery na atao toy ny crème eo amin’ny fery fa manamaina azy Manala microba ihany koa Insect type : Miaro ny olona mba tsy hohanin’ny moka Mahasolo ody moka. FISH OIL CAPSULE : Azo avy amin’ny : Tongolo gasy Menaka trondro Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Mampihena ny tahan’ny degree amin’ny solomaso Manatsara ny fiasan’ny ati-doha Miaro amin’ny olona misy tosi-drà Mandrindra ny fikorianan’ny menaka Aide mémoire Manatsara ny olona eo amin’ny maso mba ho tsara Manatsara ny rà any amni’ny système nerveux Miaro amin’ny fahatsetseman’ny lalan-drà Mampatsilo saina Manatsara ny rà any amni’ny nerf an’ny maso sy fitadidiana ary ihany koa ny rain Manatsara aretim-po sy ireo izay misy arrêt cardiaque Manatsara concentration Tsara hohanin’ny olona bevohoka mba hampatsilo saina sy hahatsara ny mason’ny zaza ao an-kibony Miaro amin’ny fahaditian’ny rà Mampiakatra hery fiarovana Tsara ho an’ny diabetika, asmatika, cholesterol, sepotra Manasitrana fery haingana Manatsara fitadidiana sy fahitana satria manetrika ny sela any amin’ny ati-doha. SOYBEAN LECITHIN SOFT CAPSULE : Azo avy amin’ny : ravin-tsoja kely maintso Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manatsara ny fikorianan’ny rà, miaro amin’ny cholesterol Manatsara ny fitadidiana, misoroka ny Algheimer Miaro amin’ny fitohanana Manampy amin’ny fandrindràna ny vatan’ny vehivavy indrindra any amin’ny loha 6 Manatsara ny hery fiarovana Tsara ho an’ny olona manomboka very fitadidiana Manampy ny vehivavy tsy miteraka Mameno ny estrogène Manentana ny fanantevenana ny hoditra raha vehivavy antitra Mampivoatra ny hormone ho tsaratsara kokoa Anisan’ny manatsara ny menaka be izay mamasipasika ao anaty rehefa diso tsy mety loatra Aide mémoire Miaro ny harafesina ao anaty izay miparitaka any anaty ati-doha mba tsy hiteraka ny surménage tanteraka Saskafo ho an’ny olona diabetika Mampisy fivoarana ho an’ny sela (globule) Miaro ny olona mpihinana zavatra matsiro mba tsy ho voan’ny goûte Miaro ny aty ho an’ny olona mpisotro alikola Manilika ny vato ao amin’ny vatana Anisany tena manatsara ny fananahan’ny vehivavy Ny vehivavy no tena tsara ho azy ity. CHEWABLE CALCIUM AND IRON, ZINC AND SELENIUM : Azo avy amin’ny : karazana legume maromaro miampy voankazo Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia Miaro amin’ny : menstruation douloureuse Alzheimer, cramp, manatsara ny menopause, fanaintainana any amin’ny lamosina, voly, fikorianan’ny tosi-drà, palpitation, mony, aretin-koditra; CALCIUM : Miaro amin’ny radiation, amin’ny nicotine, amin’ny aty(cerhose, epathite ABC) Manatsara ny torimaso rehefa hohanina alohan’ny hatory Manala cramp Manala ny vato any anaty (calcul renal et bilaire) IRON : Manatsara ny fikorianan’ny rà Mandamina ny tosi-drà Manala oxidant (sakafo miova loko izay miteny oxidant) Hoan’ny vehivavy marary kibo rehefa en règle. ZINC : Mampatanjaka ny famoronana ny tsiron’aina Manampy ny lehilahy amin’ny firaisana Manatsara ny 5 organe de sens (la vue, l’odorat, sns…) Manampy ny ankizy tsy mety manisy nonou sy amin’ny fitombon’ny penis raha lehilahy SELENIUM : Mampiditra calcium sy vitamine ao amin’ny vatana Manampy amin’ny fiasan’ny hozatra 7 PROPOLIS SOFT CAPSULES : Azo avy amin’ny tantely Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Mandanjalanja ny menaka sy ny siramamy ao amin’ny rà Mampihena ny cholesterol Mampiakatra ny tahan’ny protein sy ny hery fiarovana Anti : allergia, fatigue, inflammatoire, raha tsy azo avy amin’ny tantely ireo Manasitrana asthma, anti-grippe, anti-froide Mampalefaka hoditra, anti-cancer, regenere les tissues, mampihena tâche amin’ny vatana Manampy ny asan’ny enzymes, amin’ny olona manao chimiothérapie Manatsara ny tanjaky ny olona amin’ny aretina Miaro amin’ny microba, anti-protozoaire, anti-crack Miaro amin’ny : olona mangidihidy lava mpanao emoragie matetika hoditra tsy ho simba fa mba ho tsaratsara kokoa Manatsara ny fikorianan’ny lalan-drà Manampy be ny membrane cellulaire Miaro tanteraka ny fahatsetseman’ny lalan-drà. COLLAGEN SOFT CAPSULE : Azo avy amin’ny alalan’ny hoditra biby fihinana : toy ny omby, sns… Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Matanjaka be ny protéïne entiny Miasa be amin’ny resaka hoditra, misy vitamine E Mamerina ny hoditra malazo tsy ho lasa miketrona be loatra Manampy ny tahan’ny collagen tsy ampy rehetra ao amin’ny vatantsika Manala ny kibo migoreraka Manala ride sy ny tâche eo amin’ny tarehy Mahamandimandina hoditra Manamafy ny hery fiarovana Manatsara volo, mampangirana volo Miaro amin’ny fihitsanan’ny volo Mitana ny structuran’ny hoditra Mampitombo ny elastication ny hoditra Mampitombo ny hangezan’ny nonou raha + de 18 ans Mampihena ny kentrona, mampitombo ny fahatsarana bebe kokoa Manampy be dia be ny fahatsaran-tarehy Mahatonga ny hozatra mba ho henjakenjana tsara, mahatanora lalan-dava Manampy betsaka amin’ny fermeté Azo ahositra amin’ny fery Mitondra hery fiarovana ny otrik’aina entiny SEALS OIL SOFT CAPSULE : Code 215 Azo avy amin’ny : Foka izay hita any anaty ranomasina lalina mangatsiaka Menaka soja sy menaka oliva, dia miampy gelatine, glycerine 8 Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Mampirindra ny voa n any rain (mitovitovy fiasa amin’ny waist & essence of kangaroo) Manatsara ny fikorianan’ny rà Miaro amin’ny cardio-vasculaire Mikarakara ny olona voan’ny sinuzita Misoroka ny fivainganan-drà Mampatsara ny rà Manala havizanana Misoroka ny tsy fahampian’ny lipida Misoroka amin’ny aretim-po sy ny fahatapahan’ny lalan-drà Manatsara ny fiasan’ny taovam-pananahana Manamafy taolana Tsara ho an’ny olona manana hoditra maina lava GARLIC OIL SOFT CAPSULE : Code 225 Azo avy amin’ny : Menaka tongolo gasy Menaka soja Misy glycerine Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manamafy ny hery fiarovana Manala ireo loto any anaty Mampazoto homana Manatsara ireo taovam-pandevonan-kanina Manala ny poizina any anaty Mety ho an’ny voan’ny systi sy ny bilarziose EYESIGHT SOFT CAPSULE : Code 235 Azo avy amin’ny : Zavamaniry avy amin’ny cassia, chrysanthenium Menaka salady Gelatine, glycerine, rano Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia :s Tsara ho an’ny olona manao solomaso Manampy ireo tsy mahita tsara Miaro ny maso (special ho an’ny maso) Manala ny harerahana Tsara ho an’ny mpianatra sy ny olona mampiasa ordi sy myopie Mikarakara sy miaro ny maso Miaro amin’ny cardination sanguine Tsara ho an’ny olona izay mampiasa solo-tsaina mandritra ny ora maro POLLEN SOFT CAPSULE : Code 245 Azo avy amin’ny : Menaka salady Vovom-bonim-boninkazo Bippollen le alain’ny tantely Fleur lilie Gelatine + glycerine + rano 9 Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Fikojakojana vatana Manala tâche Manamandimandina hoditra any anatiny sy ivelany Tena tsara ho an’ny vehivavy Mitondra regeneration ny cellule Mety ho an’ny vehivavy efa menopause Mandrindra ny firindran’ny cycle menstrual. GANODERMA LUCIDUM SPORE OIL SOFT CAPSULE : Cod e255 Azo avy amin’ny : Menaka kafée vao mitsimoka Ménage salady Glycerine + gelatine + eau Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Mitazona ny hahalehiben’ny vatana izay tiana Mandrindra ny fikorontanan’ny asan’ny sela Manampy amin’ny resaka aretin’aty Manala ny loto rehetra any anaty Misy vokatra avy amin’ny champignon Manatsara ny asan’ny aty Manala ny toxine ao amin’ny vatana tsikelikely fa tsy tonga dia manila betsaka ALOE SOFT CAPSULE : Code 265 Azo avy amin’ny : Menaka vahona Menaka salady Gelatine + glycerine + rano Ny asany eo amin’ny vatan’olombelona dia : Manala tâche sy holatra, kentrona Manemotra ny fahanterana Mitazona ny hatsaran-tarehy sy bika Miaro amin’ny afte any amin’ny vava Manasitrana vavony, homamiadana Manadio sy mampatanjaka ny taova rehetra (mitovitovy fiasa amin’ny detoxifie) Tena miasa be amin’ny aty mba tsy hamela tâche any amin’ny vatana Manatsara vavony, ny fiasan’ny tsinay Anti-cancer Plus de 320 Aloe vera dans le monde : mangeable 9 Aloe vera le plus utilisé pour une guérison.
© Copyright 2024